”
#8342HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaïra (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) : “Ny toerana ambany indrindra ho azon’iray aminareo any amin’ny Paradisa dia rehefa misy miteny aminy hoe : "Inona ny fanirinao, dia naniry izy, ary naniry zava-tsoa, dia hanontaniana izy hoe : "Efa…
”
#8343HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodrio (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe : “Tompo Allah dia hiteny amin’ny mponin’ny Paradisa hoe : Ry vahoakan'ny Paradisa ô!? Hoy izy ireo : Eny, mamaly ny antsonay ry Tomponay, dia hoy I Allah : "Moave afa-po ianareo? H…
”
#8344HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Sohaib (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Rehefa miditra ao amin’ny Paradisa ny olona ao amin’ny Paradisa, dia hiteny Allah hoe : Mbola mila zavatra hafa homeko ve ianareo? Dia hamaly izy ireo : Tsy efa nazavainao ve ny tarehinay? sy n…
”
#8345HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaïrah (R.A) : Nentina teo amin'ny Mpaminany (S.A.W) hena iray ka nampiakariny teo amin'ny sandriny, ary tena tiany izany, ka nokapainy kely, avy eo niteny izy manao hoe : “Izaho no lehiben’ny olona amin’ny andro fitsanganan’ny maty, ary fa…
”
#8349HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa Al-Ashario (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo".
”
#8355HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : Nisy lehilahy iray nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Ry irak'Allah ô, mandeha an-dranomasina izahay, ary mitondra rano kely miaraka aminay, ka raha manao ozo amin' izany izahay dia hangetaheta, ka afaka manao ozo…
”
#8357HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdillah bin Omar (R.A) niteny : Nanontaniana ny irak'Allah mahakasika ny rano sy izay mahasolo azy amin’ny biby ary ny bibidia miaraka aminy, dia hoy i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Raha feno kollatainy ny rano dia tsy hitondra fahalotoana hoa…
”
#8377HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Raha mifoha amin’ny torimasony ny anankiray aminareo, dia aoka izy hitsoka ny orony (manadio ny orona) intelo, fa i Satana mandry eo am-bavorony mandritra ny alina”.
”
#8386HadeethEnc[Marina miaraka amin'ny porofo hafa]
Tatitra azo avy tamin'i Jàbir (R.A) niteny : Niteny tamiko i Omar bin Al-khatwab : Nisy lehilahy iray nanao ouzò ka namela toerana mitovy amin'ny hoho teo amin’ny tongony, Nahita azy ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny hoe : “Miverena ary manaova fidiovana (ouzò) tsara.” Ni…
”
#8387HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Annas (R.A) niteny hoe : Ny Mpaminany (S.A.W), dia mandro tamin'ny " sàa' " iray ka hatramin'ny dimy fatra, ary nanao ozo tamin'ny "modd" iray izy.
”
#8388HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Oqba bin Amir (R.A) niteny : Tsy maintsy niompy rameva izahay, ka nandroaka azy ireo aho ny hariva, ka nahita ny irak'Allah (S.A.W) aho nijoro no sady miresaka tamin'ny olona ka henoko tamin'ny teniny ny hoe : “Tsy misy mpino silamo iray manao Ou…
”
#8392HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Rehefa manao ozo ny iray aminareo ka manao ny kirarony, dia aoka hanao soalat miaraka aminy, ary aoka hisafo eo amboniny avy eo tsy esoriny raha tiany afa-tsy hoe tratry ny fahalotoana lehibe"…