HadeethEnc · 1.21.0
“Rehefa manao ozo ny iray aminareo ka manao ny kirarony, dia aoka hanao soalat miaraka aminy, ary aoka hisafo eo amboniny avy eo tsy esoriny raha tiany afa-tsy hoe tratry ny fahalotoana lehibe
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Rehefa manao ozo ny iray aminareo ka manao ny kirarony, dia aoka hanao soalat miaraka aminy, ary aoka hisafo eo amboniny avy eo tsy esoriny raha tiany afa-tsy hoe tratry ny fahalotoana lehibe".
02
Explanation
Manazava i Mpaminany (S.A.W) fa raha manao ny kirarony ny mpino silamo iray rehefa avy nanao ozo, avy eo nandefa rivotra (nangetotra) ary te-hanao ozo, dia manan-jo ny hisafo fotsiny izy raha tiany, avy eo dia manao soalat miaraka aminy fa tsy manala azy mandritra ny fe-potoana voafaritra, raha tsy hoe tratry ny fahalotoana lehibe ka tsy maintsy manala ny kiraro sy mandro.
03
Benefits
Tsy azo atao ny misafo ny ba kiraro raha tsy rehefa nahavita ny fanadiovana tanteraka.
Ny fe-potoana fisafona ho an'ny eo an-tanana : fisafohana iray andro sy iray alina, ary ho an'ny mpivahiny : telo andro sy telo alina.
Ny fisafona ny kiraro dia voatokana ho an'ny fahalotoana kely, fa tsy ny fahalotoana lehibe, dia tsy azo atao ny misafo izany, fa tsy maintsy manala ba kiraro sy manasa tongotra roa.
Tsaratsara ny manao soalat amin'ny kiraro, kapa, na ny toy izany, mifanohitra amin'ny fomban'ireo Jiosy, raha madio izy ireo ary tsy manelingelina ny mpivavaka, na amin'ny moske, toy ny moskea misy fitaovana tapy, dia tsy tokony hatao izany.
Ny fisafona ny ba kiraro dia mitondra fanamaivanana sy fankamorana ho an'ity vahoaka ity.

Attribution
[Notantarain'i Al-Dàrakotni]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares