“Tompo Allah dia hiteny amin’ny mponin’ny Paradisa hoe : Ry vahoakan'ny Paradisa ô!? Hoy izy ireo : Eny, mamaly ny antsonay ry Tomponay, dia hoy I Allah : "Moave afa-po ianareo? Hoy izy ireo : “Nahoana izahay no tsy afa-po rehefa nomenao izay tsy nomenao na iza na iza teo amin’ny zavaboarinao?
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodrio (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe : “Tompo Allah dia hiteny amin’ny mponin’ny Paradisa hoe : Ry vahoakan'ny Paradisa ô!? Hoy izy ireo : Eny, mamaly ny antsonay ry Tomponay, dia hoy I Allah : "Moave afa-po ianareo? Hoy izy ireo : “Nahoana izahay no tsy afa-po rehefa nomenao izay tsy nomenao na iza na iza teo amin’ny zavaboarinao? dia hoy I Allah : Homeko zavatra tsara noho izany ianareo, hoy izy ireo : Tompo ô! Inona indray no zavatra mihoatra izany? Dia hoy Izy : Omeko anareo ny fifaliko, ary tsy ho tezitra aminareo Aho intsony intsony aorian’izany.
Explanation
Benefits
Vaovao mahafaly avy amin’i Allah ho an’ny olona ao amin’ny Paradisa fa hankasitrahany izy ireo, fa ho faly amin’izy ireo Izy, ary tsy ho tezitra amin'izy ireo mihitsy.
Ho afa-po ny tsirairay amin’ny toe-piainany ao amin’ny Paradisa na dia eo aza ny fahasamihafan'ny toerana misy azy sy ny ambaratongany; Satria teny tokana no navalin’ny rehetra, dia ny hoe : “Nomenao anay izay tsy nomenao na iza na iza tamin’ny zavaboarinao”.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

