”
#3345HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Osama bin Zaid (R.A) niteny izy: Nolazaina taminy hoe : Tsy mankany amin'i Othman va ianao ka miresaka aminy? Dia hoy izy : Hitanareo ve fa tsy miteny aminy aho raha tsy mampandre anareo? Mianiana amin'I Allah aho, fa efa noresahako azy ny momba…
”
#3370HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny izy manao hoe : Niaraka tamin’ny irak’Allah (S.A.W) izahay, ka nandre fidobokan-javatra izy, dia hoy ny Mpaminany (S.A.W) : “Fantatrareo ve izany? Hoy izahay : Allah sy ny Irany ihany no mahalala azy, dia hoy izy : «Izany…
”
#3417HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Obada (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mijoro ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah irery ihany, tsy misy mpiara-miombona Aminy, ary i Mohammad dia mpanompony sy Irakany, ary i Jesoa dia mpanompon’Allah sy Irany, ary…
”
#3418HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i JABRIR IBN Abdillahi (R,A) Niteny ka nanao hoe : Izaho dia naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) Niteny nanao hoe : "Izay mihaona amin'i Allah nefa tsy nampitambatra Azy tamin'ny zavatra hafa dia hiditra ao am_paradisa, ary izay mifanena Aminy ka mampifa…
”
#3475HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i SAHLI IBN SAAD (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : "Izay manome antoka Ahy ny eo anelanelan’ny volombavany roa sy ny eo anelanela-peny roa dia manome antoka Azy ihany koa Aho fa dia ahiditra ny Paradisa Izy.”
”
#3581HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Ibn masond (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny Paradisa dia akaiky kokoa ny tsirairay Aminareo noho ny tadin-kirarony, ary ny Afobe dia tahaka izany ihany koa. "
”
#3702HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Saron’ny fahafinaretana ny helo, ary saron’ny fahasahiranana ny Paradisa.”
”
#4193HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Said Al-Khodri (RA), niteny i Mpaminany (SAW) manao hoe : “Ry Abo Said, Izay afa-po amin’Allah ho Tompony, sy ny silamo ho finoany, ary i Mohamad ho Mpaminaniny, dia azo antoka ho azy ny Paradisa.” Dia talanjona i Abo Sa’id ka niteny manao ho…
”
#4220HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Nomani Ibn Bashir (R.A) : Niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Ny kely indrindra amin'ny fijalian'ny mponin'ny helo dia izay manana kapa sy tranolay mirehitra roa, izay mangotraka ny atidohany toy ny vilany, ary tsy mihevitra izy fa misy olon…
”
#5476HadeethEnc[Mari-pototra sy tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) niteny : Nanontaniana ilay Iraka mahafatokin’i Tompo Allah (S.A.W) ny amin’izay tena mampiditra ny Olona ho any amin’ny Paradisa, ka hoy Izy nanao hoe : “ Fatahorana an’i Tompo Allah sy fananana toetraTtsara ”, ary nanontanian…
”
#8341HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abi Said Al-Khodri (R.A) sy i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Hiantso ny mpiantso manao hoe : Anareo dia ho salama ka tsy harary intsony, ary anareo ho velona ka tsy ho faty intsony, ary anareo ho tanora ka tsy ho anti…
”
#8342HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaïra (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) : “Ny toerana ambany indrindra ho azon’iray aminareo any amin’ny Paradisa dia rehefa misy miteny aminy hoe : "Inona ny fanirinao, dia naniry izy, ary naniry zava-tsoa, dia hanontaniana izy hoe : "Efa…