”
#2962HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah Bin Mas’odi (R.A) : Niteny ny Irak'allah (S.A.W) manao hoe : “Ny zavatra voalohany hitsarana ny olona amin’ny andro farany dia ny fandatsahan-drà”.
”
#3010HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Àbbàs (R.A) niteny manao hoe : Nandalo teo amin’ny fasana roa ny Mpaminany (S.A.W), dia niteny hoe : “Iharan'ny sazy tokoa izy roa, ary tsy voasazy akory izy roa noho ny fahotana lehibe, fa ny iray amin’izy roa dia tsy niaro ny tenany tamin’n…
”
#3087HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny izy : Nisy lehilahy iray nanontany ny Mpaminany (S.A.W) momba ny ora farany manao hoe : Rahoviana ny ora farany? dia namaly izy : “Mba inona no nomaninao ho amin’izany?” Hoy ilay rangahy : Tsy misy na inona na inona afa-tsy ny f…
”
#3110HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Tsy ho lazaiko aminareo va momba ny mesia sandoka izay tsy nisy mpaminany tsy nilaza tamin’ny vahoakany? izy io dia toka-maso, ary miaraka aminy ny paradisa sy ny afo, Ka izay nolazain…
”
#3145HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Zaynab Binti Djahsh (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy Tompo marina afa-tsy Allah, Loza ho an’ny Arabo noho ny faharatsiana efa manakaiky, nisokatra toy izao androany vala nanidina an’i Goga sy Magoga.” Dia nanondro ny ankihi…
”
#3375HadeethEnc[Tsara]
Tatitra avy tamin'i Abdollahi Bin Massod (R.A) ; Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Eny tokoa, anisan’ny olona ratsy indrindra dia ireo izay tratran’ny fahavelomana amin'ny ora farany, sy izay mandray ny fasana ho toeram-pivavahana”.
”
#3417HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Obada (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mijoro ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah irery ihany, tsy misy mpiara-miombona Aminy, ary i Mohammad dia mpanompony sy Irakany, ary i Jesoa dia mpanompon’Allah sy Irany, ary…
”
#3554HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Said Al-Khodri (RA), niteny i Mpaminany (SAW) manao hoe : “Rehefa misy ny razana ka entin’ny lehilahy eo am-bozon’izy ireo izany, dia raha olona mpanao soa izy, dia hilaza hoe : Ento mandroso haingana aho, ary raha tsy olona tsara izy, dia hi…
”
#3573HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Haritha bin Wahb Al-Khoza'i (R.A) niteny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “Tsy ho lazaiko aminareo va ny momba ny mponin’ny Paradisa? Ny olona malemy fanahy sy manetry tena, raha mianiana amin'IAllah izy dia hovalinay, ts…
”
#4186HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Huoraira (R.A), Niteny i Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Izay namindra fo ka nanome fe-potoana fanampiny ho an'olona sahirana, na koa nanome fanamaivanana ho azy, dia omen'i Allah haloka manokana izy ao ambanin'ny haloky ny seza fiandrianany a…
”
#4206HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Barrat bin Aazib (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Rehefa anontaniana ny mpino silamo iray ao am-pasana dia : Mijoro ho vavolombelona izy fa tsy misy tompo marina afa-tsy Allah ary i Mohammad dia irak’Allah”, izany ilay teniny manao…
”
#4242HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Safwan bin Mahrez niteny hoe : Nisy lehilahy iray niteny tamin'I Ibn Omar (R.A) hoe : Ahoana no nandrenesanao ny irak'Allah (S.A.W) tamin'ny fifampiraharahana? Hoy izy : Nandre azy aho niteny manao hoe : “Amin’ny andron’ny fitsanganana amin’ny ma…