”
#4289HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Al-Miqdad Ibn Al-aswad (R.A) niteny : Izaho dia nahare an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : “Amin’ny andro farany, dia hanakaiky ny zavaboary ny masoandro mandra-pahatongan’ny halavirana iray maily (metatra) amin’izy ireo.” Hoy i Solaym bin Amir…
”
#4950HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Bazra Al-Aslami (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy hihetsika ny tongotry ny mpanompo iray amin’ny andro farany raha tsy efa anontaniana ny amin’ny nandaniany ny fiainany, ny fahalalany tamin’ny nampiasany azy, ary ny hareny t…
”
#5657HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Jarir Bin Abdillahi (R.A) niteny hoe : Niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W) izahay, ary nijery ny volana Izy indray alina - volana fenomanana - ka nilaza hoe : “ Fa ho hitanao tokoa ny Tomponareo tahaka ny fahitanao ity volana ity, Aza manahy ianare…
”
#6265HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Darda (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) : "Izay mahay tsianjery andininy folo manomboka amin'ny fiandohan'ny Surah Al-Kahf dia ho voaro amin'ny Dajjal (Antikristy)." Ary amin'ny fitantarana iray : "Amin'ny faran'ny Sorat Al-Kahf."
”
#6454HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Fantatrareo ve iza no olona bankirompitra (faillite)?" Namaly izy ireo hoe : bankirompitra aminay dia ireo izay tsy manana dirham na tsy manan-karena, niteny ny Mpaminany (S.A.W) hoe : “…
”
#6611HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy tompon’ny volamena na volafotsy izay tsy mahaloa izay tokony haloany, raha tsy amin’ny Andron’ny Fitsanganana amin’ny maty no hovelarana takela-afo ho azy, ary hafanaina ao amin’n…
”
#8342HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaïra (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) : “Ny toerana ambany indrindra ho azon’iray aminareo any amin’ny Paradisa dia rehefa misy miteny aminy hoe : "Inona ny fanirinao, dia naniry izy, ary naniry zava-tsoa, dia hanontaniana izy hoe : "Efa…
”
#8345HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaïrah (R.A) : Nentina teo amin'ny Mpaminany (S.A.W) hena iray ka nampiakariny teo amin'ny sandriny, ary tena tiany izany, ka nokapainy kely, avy eo niteny izy manao hoe : “Izaho no lehiben’ny olona amin’ny andro fitsanganan’ny maty, ary fa…
”
#10635HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Jabir bin Abdollah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : «Izay naheno AZAN ka niteny an’ity Doan ity hoe : Allahomma Rabba Hazihi Daawatit Tammat Wa swalatil Qaaiima Aati Mohammadan Al-Wassilat Wal Fadhilat Wab’athho Maqaaman Mahmodan All…
”
#11220HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Tamim Ad-Dari (R.A), niteny : Izaho naheno an'ilay Irak'Allah (S.A.W) niteny manao hoe : “Ho tonga amin’izy ireo ity finoana ity, tahaky ny fahatongavan'ny alina sy ny atoandro, ary tsy hamela trano madio na feno vovoka Allah, afa-tsy ampidirany a…
”
#65005HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Al-Mikdàm ben Ma'diyakrab (R.A) Niteny : fa Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.A.W) : " Moave misy olona mipetraka eo amin'ny sezany ka tonga aminy ny Hadithe avy Amiko dia miteny Izy ka hanao hoe : Atsika efa manana Bokin'i Allah eo a…
”
#65015HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “ Tompo Allah dia tsy manambaka ny Mpino amin’ny asa soa, fa tsy maintsy homena Azy eto an-tany ary hovalian-tsoa amin’izany ihany koa Izy any ankoatra ”, Fa ny Olona tsy Mpino kosa, dia…