Tena marina fa i Tompo Allah dia manoratra ireo asa tsara sy asa ratsy. Avy eo dia nohazavainy izany
Tatitra azo avy tamin'i Ibn 'Abbaas (R.A), fa nilaza ny Irakan'i Tompo Allah (SA .W.A), mitatitra ny resaky ny Tompony -ilay Feno fahasoavana sy Avo indrindra-, ka niteny hoe : Tena marina fa i Tompo Allah dia manoratra ireo asa tsara sy asa ratsy. Avy eo dia nohazavain…

