Madio ny ranony, ary azo hanina ny hazandrano maty ao
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : Nisy lehilahy iray nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Ry irak'Allah ô, mandeha an-dranomasina izahay, ary mitondra rano kely miaraka aminay, ka raha manao ozo amin' izany izahay dia hangetaheta, ka afaka manao ozo…

