HadeethEnc · 1.21.0
Raha feno kollatainy ny rano dia tsy hitondra fahalotoana hoa azy
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abdillah bin Omar (R.A) niteny : Nanontaniana ny irak'Allah mahakasika ny rano sy izay mahasolo azy amin’ny biby ary ny bibidia miaraka aminy, dia hoy i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Raha feno kollatainy ny rano dia tsy hitondra fahalotoana hoa azy."
02
Explanation
Nanontaniana i Mpaminany (S.A.W) momba fahadiovan'ny rano izay isotroan'ny biby sy ny bibidia sy ireo izay toy izany, dia hoy izy namaly : Raha ny habetsahan'ny rano dia mahatratra siny lehibe roa, izay mitovy amin'ny (210) litatra, dia voasokajy ho rano be dia be ka tsy maloto. Raha tsy hoe niova nohon’ny fahalotoana ny iray amin'ireo toetrany telo - loko, tsiro na fofona.
03
Benefits
Lasa maloto ny rano raha miova noho ny fahalotoana ny iray amin'ireo toetrany telo : ny lokony, ny tsirony, na ny fofony, ary ny Hadith dia milaza ny ankamaroany fa tsy famaritana.
Miara-manaiky ireo manampahaizana fa raha niovan'ny loto ny rano dia maloto tanteraka, na kely na be.
Miara-manaiky ireo manampahaizana fa raha niovan'ny loto ny rano dia maloto tanteraka, na kely na be.
Attribution
[رواه أبو داود والترمذي والنسائي وابن ماجه وأحمد]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

