Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa Al-Ashario (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Any amin'ny Paradisa, ny mpino dia hanana lay vita amin'ny perla iray, enim_polo taona ny halavany, ary hivezivezy ao ireo mpino ka tsy hifankahita izy ireo".
Explanation
Benefits
Famporisihana ny olona hanao asa tsara amin’ny fanazavana ny fahasambarana nomanin’I Allah ho azy.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

