I Mpaminany (S.A.W) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra.
Search and read verified Prophetic hadeeth translations, explanations, benefits, categories and source attribution. Page 38.
Smart instant results tolerate minor spelling mistakes, with every filter in one place.
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra.
Tatitra azo avy tamin'i Abo Zar (R.A) niteny fa nandre an'ny Mpaminany izy niteny manao hoe : “Tsy misy olona miampanga ny hafa ho amin’ny fahalotoam-pitondran_tena, ary tsy miampanga ny hafa ho tsy mino, dia hiverina aminy ihany izany, raha tsy toy izany ny namany niam…
Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : “Ny devoly dia kivy ny hivavahan’ireo mpivavaka ao amin’ny faritra Arabo misy azy, nefa mbola manenjika azy ireo ihany izy.”
Tatitra azo avy amin'i Jarir Bin Abdillah (R.A) niteny hoe izy : Nanontaniko ny irak'Allah momba ny fahitana tampoka, ka nodidiany aho mba hanodina ny fijeriko".
Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Karazany roa amin'ireo olon'ny Afobe tsy nihitako izy ireo, ny olona manana karavasy toy ny rambon’omby ikapohana olona, ary ny vehivavy ratsy fitafy sy mitanjaka, mpanome fakampanah…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Saì'd Al-Khodri (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy azon'ny lehilahy atao ny mijery henatry ny lehilahy hafa, ary ny vehivavy tsy mijery ny henatry ny vehivavy hafa, ary ny lehilahy tsy tokony hiray lamba amin’ny lehilahy hafa…
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) dia nanozona ny lehilahy mitafy fitafin'ny vehivavy sy ny vehivavy mitafy fitafiny.
Tatitra azo avy amin'i Ibn Oumar (R.A) niteny : Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W).
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny : Nisy andian'olona nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W) momba ireny mpimasy ireny, dia namaly izy hoe : " Tsy misy inona hain'izy ireny". Niteny ireo olona : Ry Irak'Allah, fa izy ireo anie indraindray milaza zavatra marina, dia…
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny : Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana".
Tatitra azo avy amin'i Abou Toalha (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny anjely dia tsy miditra amin'ny trano misy alika na sary."
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona izay misy alika na lakolosy."
Follow any language without creating an account.