HadeethEnc · 1.21.0
I Mpaminany (S.A.W) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra.
02
Explanation
Mampahafantatra i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra fa i Mpaminany (S.A.W) dia tena mifikitra amin'ny fahatsiarovana sy fiderana an'Allah, ka izy dia midera an'Allah amin'ny fotoana sy ny toerana rehetra.
03
Benefits
Tsy anisany fepetra takina ny fahadiovana amin'ny loto kely sy lehibe rehefa hanao Zikr ny olona iray.
Tsy mitsahatra amin'ny fiderana mihitsy i Mpaminany (S.A.W).
Famporisina amin'ny tokony fanaovana im-betsaka ny Zikroullahi amin'ny fotoana rehetra mba ho fanarahana ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) afa-tsy amin'ireo toerana tsy azo anaovana izany toy ny amin'ny toeram-pivoahana.

Attribution
[Notantaraiin'i Moslim]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares