”
#65038HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abdillah ibn 'Amr ibn Al-'às (R.A), Niteny ka nanao hoe : Izaho naheno an'ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.W.A) Niteny ka nanao hoe : " Nosaratan'i Allah ireo didy momba ny lahatra amin'ireo zavaboary talohan'ny Nanamboaran'i Tompo Allah ir…
”
#65039HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Taosy (R.A) fa tena marina Izy Niteny ka nanao hoe : Nahita sy nahatratra andian'ireo Mpiara-dian'ny Mpaminany (S.W.A) Nilaza fa ny zava-drehetra dia lahatra, ka Niteny Izy hoe : Izaho nandre an'i Abdollahi ibn Oumar (R.A) Nilaza hoe : Niteny ila…
”
#65040HadeethEnc[Mari-pototra]
Notaterin'i Matar ibn O'kàmis (R.D) : Niteny ilay Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Rehefa nodidin'i Allah ho faty any amin'ny toerana iray ny mpanompony dia hataon'i Allah lasa misy antondiany any amin'io toerana io".
”
#65043HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Izay mandainga ny amiko an-tsitrapo, dia efa nametraka ny toerany ao amin'ny Afobe".
”
#65044HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) Niteny manao hoe : Raha mbola niara-nipetraka tamin'ny Mpaminany (S.W.A) Izahay, tao amin'ny Mosque, dia nisy Lehilahy iray niditra nitaingina rameva ary nifatorany ilay rameva izay noentiny. Avy eo nanontany ireo Soahaba Izy…
”
#65045HadeethEnc[Marina ho an'ny hafa]
Tatitra azo avy amin'i Zyad bin Labìd (R.A) Niteny ka Nilaza nanao hoe : Niteny zavatra i Mpaminany (S.A.W), ka hoy Izy manao hoe : “ Io dia amin’ny fotoanan’ny fanjavonan’ny fahalalana.” Hoy aho : “ Ry Iraka mahafatokin’i Tompo Allah ô, ahoana no hanjavonan’ny fahalala…
”
#65046HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horairah (R.A) Niteny ka nanao hoe : Teo aloha namaky ny Boky Torah tamin’ny teny Hebreo ny Olon’ny Boky ary nanazava izany tamin’ny vahoakan’ny Islam tamin’ny teny Arabo, hoy ny Irakan’i Tompo Allah hoe : “ Aza mino ny Olon’ny Boky Ianareo a…
”
#65047HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Jàbir bin Abdillah (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Aza mianatra fahalalana Ianareo ka ho entina hifaninanana amin' ireo manam-pahalalana, na koa ho entina hanambanina ireo tsy mahalala, na koa ho entina hahazoana toerana tsara, fa…
”
#65049HadeethEnc[Mari-pototra]
Notaterin'i An-nawwàs ibn Sam'àn (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.WW) hoe : "Nanome ohatra i Allah amin'ny làlana mahitsy, amin'ny ilan'ny roa misy tamboho, manana varavarana misokatra, ary eo am-baravarana dia misy lambam-baravarana manify, ary eo ambaravaran'ilay làlana…
”
#65050HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i ibn A'bbas (R.A), Niteny manao hoe : Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo Taona, nitoetra tao Lameka (Makka) nandritra ny Telo ambin'ny folo taona, avy eo dia nasaina nifindra monina, ka nifindra m…
”
#65051HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn A'bbas (R.A), Niteny hoe : Tsy fantatry ny Mpaminany (S.A.W) ny fisaran'ny toko (Sourat) ao amin'ny Boky masina Koroany teo aloha raha tsy efa nidina ny teny hoe Bismillahir-rahmànir-rahim (Amin'ny Anaran'i Allah ilay be fiantrana sy be famin…
”
#65053HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horairah (R.A), fa Niteny ilay Irakan' i Tompo Allah (S.A.W) hoe : "Iray Aminareo ve mitia rehefa miverina any amin'ny ankohonany dia hahazo Rameva lehibe ary matavy?", Namaly Izahay hoe : Eny, Dia Niteny Izy nanao hoe : "Ny andininy telo iz…