Tena marina fa i Mpaminany (S.A.W) dia nanalavitra ireo vehivavy mihiakiaka sy manapa-bolo ary mandrovitra lamba
Tatitra azo avy tamin'i Abo Bordah bin Abi Mosa (R.A) niteny : Nanaintaina mafy i Abo Mosa, ary nitolefika teo am-pofoan'ny vehivavy iray avy amin'ny fianakaviany ny lohany, ary tsy afaka namaly azy, dia hoy izy : “Izaho dia manalavitra izay zavatra nalavirin'ny Mpamina…

