Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i ibn A'bbas (R.A), Niteny manao hoe : Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo Taona, nitoetra tao Lameka (Makka) nandritra ny Telo ambin'ny folo taona, avy eo dia nasaina nifindra monina, ka nifindra monina nakany tany Madina, ary nitoetra tao nandritry ny folo Taona, avy eo dia maty Izy (S.A.W).
Explanation
Benefits
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

