HadeethEnc · 1.21.0
Tsy fantatry ny Mpaminany (S.A.W) ny fisaran'ny toko (Sourat) ao amin'ny Boky masina Koroany teo aloha raha tsy efa nidina ny teny hoe Bismillahir-rahmànir-rahim (Amin'ny Anaran'i Allah ilay be fiantrana sy be famindram-po)
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Ibn A'bbas (R.A), Niteny hoe : Tsy fantatry ny Mpaminany (S.A.W) ny fisaran'ny toko (Sourat) ao amin'ny Boky masina Koroany teo aloha raha tsy efa nidina ny teny hoe Bismillahir-rahmànir-rahim (Amin'ny Anaran'i Allah ilay be fiantrana sy be famindram-po).
02
Explanation
Manazava i Ibn A'bbas (R.A) fa ny toko ao amin'ny Boky masina Koroany izay midina tamin'ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy fantany ny fisarahan'izy ireo na ny fiafaran'izy ireo raha tsy efa midina ny : " Bismillahir-rahmànir-rahim ". Eo vao fantany fa efa tapitra ny Toko teo aloha, ary io no fiandohan’ny Toko vaovao.
03
Benefits
Ny Basmala (Bisimillahi) no manasaraka ireo Sourah, afa-tsy eo anelanelan'ny Sourat Al-Anfal sy Sourat Al-Tawbah.
Attribution
[Notantarain'i Abo Daòd]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

