Aza mino ny Olon’ny Boky Ianareo ary aza lavina ihany koa ny voalazan'izy ireo, Saingy lazao fotsiny ny hoe : { Mino an'i Tompo Allah Izahay sy ireo izay nampidininy Aminay }
Tatitra azo avy amin'i Abou Horairah (R.A) Niteny ka nanao hoe : Teo aloha namaky ny Boky Torah tamin’ny teny Hebreo ny Olon’ny Boky ary nanazava izany tamin’ny vahoakan’ny Islam tamin’ny teny Arabo, hoy ny Irakan’i Tompo Allah hoe : “ Aza mino ny Olon’ny Boky Ianareo a…

