”
#65025HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Mianina aho amin'ilay mitazona ny fanahiko eo am-pelatànany, Efa hidina eo aminareo ho mpitsara marina i zanak'i Maria, ka hanapaka ny hazo fijaliana, hamono ny kisoa, hanala ny hetra,…
”
#65026HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : " Tsy ho tonga no tsy higadona ary tsy ho avy mihitsy ny fara-Andro mandra-piposahan’ny masoandro avy any andrefana, ka rehefa miposaka ny Andro ka hitan’ny Olona avokoa izany fiposa…
”
#65027HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Tsy ho avy ny ora farany raha tsy efa mifanakaiky ny fotoana, ka ny taona iray ho toy ny volana, ary ny iray volana ho toy ny zoma, ary ny zoma ho toy ny andro, ary ny andro iray ho toy…
”
#65028HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A) niteny hoe : Izaho dia nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “Allah mamehy ny tany sy mamehy ny lanitra amin’ny tànany ankavanana, dia hoy Izy : Izaho no Mpanjaka, aiza ireo mpanjakan’ny tany?”
”
#65030HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdoullahi Ibn Amrou (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : " Ny doboko (bassin) dia halaviran-dàlana iray volana, fotsy noho ny ronono ny ranony, manitra noho ny misk ny fofony, ary tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny zingany, ka…
”
#65031HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Asmaa Binti Abi Bakri (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : “Hitoetra eo amin’ny dobo Aho mandra-pahitako izay tonga Aminareo hamaly Ahy, ary hisy andian'Olona ho sakanana amin'izany, ka Hiteny Aho amin'izany fotoana izany ny hoe : Tomp…
”
#65032HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Zarri (R.A), Niteny manao hoe : Hoy Aho : Ry Iraka mahafatokin'i 'Allah ô, inona avy ireo Zinga ny dobo ? dia Namaly Izy ka Niteny hoe : “Mifanta sy mianiana amin'ilay mitazona ny fanahin'i Mouhammad (S.A.W) eo am-pelatànany Aho, ireo Kôpiny…
”
#65033HadeethEnc[Mari-pototra]
Notaterin'i Abdillah ibn 'Amr ibn Al-'As (R.A), Niteny ilay Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : " Tena marina tokoa fa i Tompo Allah dia hametraka Lehilahy iray eo anatrehan'ny zavaboary rehetra izay nohariany amin'ny Andro farany , ka dia havelatra eo Aminy ny takelaka sivy…
”
#65034HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), fa Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.A.W) fa nanao hoe : “ Rehefa namorona ny Paradisa sy ny Afobe i Allah, dia naniraka an’i anjely Jibril (A.S) Izy mba ho any amin’ny Paradisa, ka hoy Izy hoe : “Jereo ny ao sy…
”
#65035HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Said Al-Khoudriou (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.W.A) ka nanao hoe : "Aseho amin'ny endrika ondry lahy mana-tandroko ny fahafatseana dia hiantso ny mpiantso ny amin'ny hoe : O Ry vahoakan'ny Paradisa, nitodika avokoa izy ireo ka nijery, dia ho…
”
#65036HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), fa Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : " Ny afonareo dia ampahany kely amin'ny fitopolo fizarana ny amin'ny Afobe", nisy Niteny hoe : O Ry Iraka mahafatokin'i Tompo Allah, Izany dia efa ampy. Namaly Izy ka nanao hoe : " Sivy amb…
”
#65037HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abdoullahi Ibn Massoud (R.A) : Niteny taminay ilay Irak' Allah, ary izy no marina no sady azo itokisana : " Mandalo dingana maromaro ny fiforonan'iray Aminareo ao anaty kibon'ny Reniny : Mandritra ny Efapolo andro sy alina, dia mbola tsiron’aina,…