Mifanta sy mianiana amin'ilay mitazona ny fanahin'i Mouhammad (S.A.W) eo am-pelatànany Aho, ireo Kôpiny dia maro mihoatra ny isan'ny kintan'ny planeta eny an-danitra
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Abou Zarri (R.A), Niteny manao hoe : Hoy Aho : Ry Iraka mahafatokin'i 'Allah ô, inona avy ireo Zinga ny dobo ? dia Namaly Izy ka Niteny hoe : “Mifanta sy mianiana amin'ilay mitazona ny fanahin'i Mouhammad (S.A.W) eo am-pelatànany Aho, ireo Kôpiny dia maro mihoatra ny isan'ny kintan'ny planeta eny an-danitra, rehefa amin'ny alina maizina be, ireo Kôpin'ny paradisa dia izay misotro Aminy dia tsy hangetaheta intsony, ny sakany dia mitovy ny halavany, manelanelan'ny tanànan'ny Ouman sy Aylat, ny ranony tena fotsy noho ny ronono, ary mamy mihoatra ny tantely."
Explanation
Benefits
Halebeazan'ny dobo sy ny halavany ary ny sakany sy habetsahan'ireo Zingany.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

