Izay mandainga ny amiko an-tsitrapo, dia efa nametraka ny toerany ao amin'ny Afobe
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Izay mandainga ny amiko an-tsitrapo, dia efa nametraka ny toerany ao amin'ny Afobe".
Explanation
Benefits
Ny lainga atao ny amin'ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy mitovy amin'ny lainga atao amin'ny olon-kafa rehetra, noho ny faharatsiana lehibe aterak'izany eo amin'ny finoana sy ny eto an-tany.
Fampitandremana amin'ny fampielezana hadith mialohan'ny fanamarinana sy famotopotorana ny fahamarinan'ny fifandraisany amin'ny Mpaminany (S.A.W).
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

