Ry dadatoa,: lazao hoe : Tsy misy tompo mendrika ho tompoina afa-tsy Allah, teny izay hiadiako hevitra ho anao amin’i Allah.”
Tatitra azo avy tamin'i Said bin Al-Mosayyab, tatitra azony tamin'ny rainy, niteny manao hoe : Rehefa ho faty i Abo Talib dia tonga tao aminy ny Irak'i Allah (S.A.W) ka nahita an'i Abo Jahl sy Abdollah bin Abi omayyah bin Moghirah teo aminy, dia hoy izy hoe : «Ry dadato…

