Koa raha Hitanareo izay manaraka andininy mitovitovy amin’izany, dia ireo no nolazain'i Tompo Allah, koa mitandrema amin’izy ireo ihany koa
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra avy amin'i Aishat (R.A) Niteny ka nanao hoe : Namaky i Mpaminany (S.A.W) ny andininy Soratra masina hoe : { Hoa Alladhi 'anzal a'layk Alkitàb minh àyàtom Muhkamat Hunn 'umm Alkitàb wa'ukhar Mutashàbihàt fa'amma Alladhin fÿ Qulubihim Zayghoun Fayattabio'na mà Tashàbah Minho-btigha' Alfitnat wabtigha' ta°wilihi, Wamà ya'lam ta°wilaho 'illa alllahu, Walrràsikhuna fil i'lm yaqolona àmanna bih qol kollon min i'ndy Rabbina wamà Yadhdhakkar 'illà ôlol al'albàbi } [Al i'mrän: 7] Niteny Izy hoe : Niteny ilay Irakan' i Tompo Allah (S.A.W) : " Koa raha Hitanareo izay manaraka andininy mitovitovy amin’izany, dia ireo no nolazain'i Tompo Allah, koa mitandrema amin’izy ireo ihany koa
Explanation
Benefits
Fampitandremana amin'ny fifaneraserana amin'ireo olona mivily lalana sy amin'ireo olona Mpamorona sy mpanao forona, ary amin'ireo izay miteraka olana hamitahana ny olona sy hampisalasala azy ireo.
Ary faranany ny andininy Soratra masina miaraka amin'ny Teniny manao hoe : {Ary tsy misy mahatsiaro an'izany afa-tsy ireo izay manana Saina} mampiharihary ireo izay mivily làlana, ary midera ireo izay efa miorina mafy amin'ny fahamarinana, izany hoe : Izay tsy mahatsapa sy mahazo lesona, ka nanaraka ny sitrapony dia tsy anisan'ireo Olona sy vahoaka manan-tsaina.
Fanarana ireo izay maro heviny sy mitovitovy ireny dia antony iray lehibe ahatonga ny amin'ny fivilian'ny Fô.
Voadidy ny famerenana ireo andininy Soratra masina izay mitovitovy manoloana an'ireo andininy izay tena mazava tsara.
Nataon'i Allah ny ampahany amin'ny Boky masina Koroany dia Mohkam (Mazava ny heviny) ary ny ankilany dia Motashàbih (Mitovtovy hevitra); dia fitsapana ho an'ny Olona mba hanavahana ny olona Mpino amin'ireo olona diso lalana.
Ny fisehoan'ny fitoviana ao amin'ny Boky masina KOROANY : Mampiseho ny fahombiazan'ny Manam-pahaizana amin'ny hafa, ary mampahafantatra ny saina ny kilemany, mba hilefitra amin'ny tsy fananan-tsiny sy hanaiky ny tsy fahafahany.
Fahasoavan'ireo Mpifikitra amin'ny fahalalana ary ny tokony hifikirana ny amin'izany.
Ho an'ireo Mpanao tafasiry dia mijanona kely eo amin'ny tenin'i Allah : { Wamà ya'lam ta°wilaho 'illa Allloahou, Walrràsikhuna fil i'lm = Ary tsy misy mahalala ny heviny afa-tsy Zanahary sy ireo izay miorina mafy amin'ny fahalalana } dia manana dikany roa, izay mijanona amin'ny teny hoe : Tompo Allah, ka ny dikany amin'ny hoe : Ta°wil dia fahalalana mahakasika zavatra iray sy ny momba Azy ary ireo zavatra tsy azo tanteraka ny dikany tahaka ny fofon'aina sy ny Andro farany sy izay nosafidian'i Tompo Allah ho an'ny Tenany ny fahalalana, fa izay Mpifikitra amin'ny fahalalana dia mino izany ary mametraka ny momba izany any amin'ny Tompo Allah ka lasa manetry tena feno. Fa izay tsy mijanona kosa fa mila mihoatra dia ny dikany Ta°wil dia famahana sy sy famelabelarana, amin'ny izany dia i Tompo Allah mahalala avy eo ireo Mpifikitra koa nomena fahalalana mahakasika izany, ka hinoan'izy ireo ary natambatr'izy ireo amin'ny Mohkam.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

