{Eny, tsy maintsy hanontaniana ianareo, amin'izany andro izany, mikasika ireo anjaram-pahasoavana.}
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Az-Zobair bn Al-Àwwàm niteny hoe : Rehefa nilatsaka ny andininy masina hoe: {Eny, tsy maintsy hanontaniana ianareo, amin'izany andro izany, mikasika ireo anjaram-pahasoavana.} [At-Takàthor: 8] dia nilaza i Al-Zobayr hoe : Ry irak'Allah ô! Inona no karazana fahasambarana hanontaniana anay? Moave ny atrendry sy ny rano? Dia namaly izy : “Ho tanteraka izany.”
Explanation
Ka nilaza ny Mpaminany (S.A.W) : Raha ny aminareo kosa, dia hanontaniana ianareo momba ny fahasambarana amin’izao toe-piainana misy anareo izao, satria fahasoavana roa lehibe avy amin’Allah Tsitoha ireo.
Benefits
Fahasambarana no hanontaniana ny mpanompo amin’ny andro farany, na kely izany na lehibe.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

