Ny laharana tsara indrindra ho an'ny lehilahy dia ny voalohany, ary ny ratsy indrindra dia ny farany, ary ny laharana tsara indrindra ho an'ny vehivavy dia ny farany, ary ny ratsy indrindra dia ny voalohany
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Ny laharana tsara indrindra ho an'ny lehilahy dia ny voalohany, ary ny ratsy indrindra dia ny farany, ary ny laharana tsara indrindra ho an'ny vehivavy dia ny farany, ary ny ratsy indrin…

