Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho
Tatitra azo avy amin'i Barra (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho."
Books saved in this browser.
Loading favorites…
Tap the heart on any book card to save it here.
Search and read verified Prophetic hadeeth translations, explanations, benefits, categories and source attribution. Page 5.
Smart instant results tolerate minor spelling mistakes, with every filter in one place.
Tatitra azo avy amin'i Barra (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho."
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A) : i Mpaminany (S.A.W) dia miteny eo anelanelan'ny fiankohofana roa hoe : "Allahomma- ghfirlì, warhamnì, wa à'finì, wahdinì, warzoqnì".
Tatitra azo avy amin'i Waa'il Ibn Hojrin (R.A) niteny : Nivavaka niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W) aho, ary nanao Salam teo ankavanany izy hoe : “Assalam Alaikom Wa rahamatollahi Wa barakatoh - Ho aminareo anie ny fiadanana sy ny famindram-po ary ny fahasoavan’I Allah”…
Tatitra azo avy amin'i Thouban (R.A) niteny manao hoe : I Mpaminany (S.A.W) rehefa miala amin'ny Swalat izay nataony dia mangataka famelan-keloka in-telo, ary miteny hoe : " Allahoumma antas-salàmo wa minkas-salàmo Tabàrakta yà zhal-Djalàly wal-ikràmo". Niteny i Al-walì…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ilay Irak'Allah (S.W.A) manao hoe : “Izay manome voninahitra an’i Allah (soubhanallah) in-telo amby telopolo isaky ny aorian’ny swalat, ary midera an’I Allah (alhamdolillah) intelo amby telopolo, ary (Allaho Akbar)’ in-t…
Tatitra azo avy tamin'i Abo O mama (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay mamaky ny Ayatol-Korsi aorian'ny vavaka dimy isan'andro, dia izy mbola tsy maty ihany no tsy hidirany ao amin'ny paradisa."
Tatitra azo avy tamin'i Imran Ibn Houswain (R.A) niteny : Nanana hemoroida aho, ka nanontany ny Mpaminany (S.A.W) momba ny fanaovana Swalat, ka hoy izy: "Manaova Soalat mitsangana ianao, fa raha tsy vitanao izany dia mipetraha, ary raha tena tsy vitanao dia matoria".
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W ) manao hoe : “Raha misalasala ny amin’ny vavaka ataony ny iray aminareo, ka tsy fantany hoe telo sa efatra rakat vitany, dia aoka izy hanaisotra ny fisalasalana, ary hanao izay azony antoka, a…
Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino (R.A) niteny manao hoe : Ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy namela rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy roa rakaat alohan'ny maraina.
Tatitra azo avy tamin'i Omm Habiba (R.A) vadin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny : Nandre ny irak'Allah aho niteny manao hoe : "Izay manao rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy efatra aorian'izany, dia nataon'i Allah fady aminy ny afobe."
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) namaky tamin'ny Swalat Fajri ny : {Qol Ya-ayohal Kafirona} sy {Qol Howallaho Ahad}.
Tatitra azo avy tamin'i Abou houraira (R.A) niteny : Nisy lehilahy jamba nanatona ny Mpaminany (S.A.W) ary niteny hoe : Ry irak'Allaha ô, tsy manana mpitarika hitarika ahy ho any amin'ny moske aho, ka nangataka tamin'ny irak'Allah izy mba hivavaka any an-trano, dia nome…
Follow any language without creating an account.

