Manaova Soalat mitsangana ianao, fa raha tsy vitanao izany dia mipetraha, ary raha tena tsy vitanao dia matoria
Tatitra azo avy tamin'i Imran Ibn Houswain (R.A) niteny : Nanana hemoroida aho, ka nanontany ny Mpaminany (S.A.W) momba ny fanaovana Swalat, ka hoy izy: "Manaova Soalat mitsangana ianao, fa raha tsy vitanao izany dia mipetraha, ary raha tena tsy vitanao dia matoria".

