”
#3095HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Ibn Omar (R.A) niteny : Ny irak'I Allah dia manangana ny tànany eo an-tsorony rehefa manokatra ny fivavahana, sy rehefa manao Takbir amin'ny fiondrehana, ary rehefa nanandratra ny lohany tamin'ny fiondrehany dia nanandratra azy roa koa; avy eo dia…
”
#3096HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Mas'ond (R.A), Niteny manao hoe : Nampianatra ahy ny Tashahhoud ny Irak'allah (S.A.W) tamin'izany ny tanako teo anelanelan'ny tanany, tahaka ny nampianarany ahy ny Sorah avy ao amin'ny kor’any: "Attahiyàto Lillàhi waswalawàto watwaybàto; Assa…
”
#3185HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : Niditra tao amin'ny moske ny irak'Allah, ary nisy lehilahy iray niditra sy nivavaka ary niarahaba an'ny Mpaminany (S.A.W), ka namaly izy ary niteny manao hoe : «Miverena mivavaka ianao, satria tsy mba nivavaka”, Dia niv…
”
#10925HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Nodidiana aho hiankohoka amin’ny taolana fito: Eo amin’ny handrina, ary nanondro teo amin’ny orony ny tànany, eo amin'ny tànany roa, sy ny lohaliny roa, sy ny tendron-tongotra roa, ary tsy…
”
#10927HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Barra (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho."
”
#10930HadeethEnc[Tsara miaraka amin'ny porofo hafa]
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A) : i Mpaminany (S.A.W) dia miteny eo anelanelan'ny fiankohofana roa hoe : "Allahomma- ghfirlì, warhamnì, wa à'finì, wahdinì, warzoqnì".
”
#10945HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy amin'i Waa'il Ibn Hojrin (R.A) niteny : Nivavaka niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W) aho, ary nanao Salam teo ankavanany izy hoe : “Assalam Alaikom Wa rahamatollahi Wa barakatoh - Ho aminareo anie ny fiadanana sy ny famindram-po ary ny fahasoavan’I Allah”…
”
#11256HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : I Mpaminany (S.A.W) namaky tamin'ny Swalat Fajri ny : {Qol Ya-ayohal Kafirona} sy {Qol Howallaho Ahad}.
”
#65096HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'Abi Hàzim bin Dinar : Nisy andian-dehilahy maro tonga tany amin'i Sahl bin Sa'ad As-Sa'idi, ary izy ireo dia nifanditra momba ilay hazo nanaovana ilay polipitra,ka nanontany azy ny amin'izany izy ireo, dia hoy izy : "Miainiana amin'Allah aho, fa te…
”
#65097HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Hittan bin Abdollah Al-Raqashi, izay nilaza hoe : Izaho dia nivavaka niaraka tamin'i Abo Mosa Al-Ash'ari, ka rehefa teo am-pipetrahana izy, dia nisy lehilahy iray niteny hoe: "Nampitahaina ny vavaka amin'ny fahatsarana sy ny zakat." hoy izy : Reh…
”
#65098HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou horaira (R.A) niteny hoe : Izy dia nanao “Allaho Akbar” amin'ny vavaka tsy maintsy atao rehetra sy amin'ny hafa, amin’ny Ramadany sy amin'ny fotoana hafa, dia miteny “Allahou Akbar” izy rehefa mitsangana, avy eo dia miteny hoe “Allaho Akbar”…
”
#65100HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Ny olona mangalatra ratsy indrindra dia izay mangalatra ny soalat ataony.” Niteny izy hoe : “Ahoana ny fomba ataony mangalatra ny soalat-ny? Hoy ny Mpaminany (S.A.W) : “Tsy mahafeno ny f…