Nivavaka niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W) aho, ary nanao Salam teo ankavanany izy hoe : “Assalam Alaikom Wa rahamatollahi Wa barakatoh - Ho aminareo anie ny fiadanana sy ny famindram-po ary ny fahasoavan’I Allah”, ary teo ankaviany koa hoe : “Assalam Alaikom Wa rahamatollahi Wa barakatoh - Ho aminareo anie ny fiadanana sy ny famindram-po ary ny fahasoavan’I Allah”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Waa'il Ibn Hojrin (R.A) niteny : Nivavaka niaraka tamin’ny Mpaminany (S.A.W) aho, ary nanao Salam teo ankavanany izy hoe : “Assalam Alaikom Wa rahamatollahi Wa barakatoh - Ho aminareo anie ny fiadanana sy ny famindram-po ary ny fahasoavan’I Allah”, ary teo ankaviany koa hoe : “Assalam Alaikom Wa rahamatollahi Wa barakatoh - Ho aminareo anie ny fiadanana sy ny famindram-po ary ny fahasoavan’I Allah”.
Explanation
Benefits
Tsaratsara ny manampy ny teny hoe : (Wa barakatoh - sy ny fahasoavany) indraindray; Satria tsy nanao izany mandavan-taona ny Mpaminany (S.A.W).
Andry tsy maintsy atao ny fanononana ny fiarahabana roa mandritra ny vavaka, fa ny mihodikodina eo am-panenoana azy no tsaratsara atao.
Ny fitenenana hoe : (Ho aminareo anie ny fiadanana sy ny famindram-pon'I Allah) mandritra ny fitodihana, fa tsy mialoha na aorian'izany.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

