”
#6203HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Zoubair niteny manao hoe : Matetika i Ibn Zobair rehefa mamarana Swalat ataony dia miteny hoe : " Là ilàha illal-loàhou wahdahòu Là Sharìka-laho lahol-molkou wa lahol-hamdou wa howa an'là kolly Shayin-qadìr, là hawla walà qowwata illà billàh…
”
#6215HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Zohair Omarat Ibn Roaya (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”
”
#6254HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i O'thman (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy mpino silamo izay manatanteraka Swalat dimy, tsy ka manao ozò tsara, tamim-pahatahorana, fiankohofana tsara, dia hamafa ny ota vitany teo aloha, raha tsy nanao fahotana lehibe izy, a…
”
#6259HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ka'ab Ibn O'jrata (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Teny tenenina ao arian'ny Soalat izay tsy maha fatiantoka ny miteny azy – na manao azy – isaka aorian’ny Soalat dimy : Fiderana telo amby telopolo, fisaorana telo amby telopolo, ar…
”
#6261HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Bourayda (R.A) niteny hoe : Afaingano ny Swalat Asri, Satria i Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Izay namela tsy nanao Swalat Asri dia ho zava-poana ny asa fanoampoana vitany".
”
#6272HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Saa'd bin Abi Waqqàs (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) : “Izay miteny rehefa mandre ny mpiantso hoe: ‘Ash-hado An là ilàha illàlaho wahdahò là sharìka laho, wa anna mohammadan a'bdoho warasòloho, Radÿto billàhi Rabban Wabimohamadin Rasòlan wa Bi…
”
#10036HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Amr bin Salim Al-Ansari niteny hoe : Mijoro ho vavolombelona amin'i Abo Saì'd aho fa niteny izy : Mijoro ho vavolombelona aho fa niteny ny Mpaminany (S.A.W) : “Voadidy amin'ny olona ampy taona ny mandro amin’ny andro zoma, ary tsaratsara raha mam…
”
#10635HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Jabir bin Abdollah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : «Izay naheno AZAN ka niteny an’ity Doan ity hoe : Allahomma Rabba Hazihi Daawatit Tammat Wa swalatil Qaaiima Aati Mohammadan Al-Wassilat Wal Fadhilat Wab’athho Maqaaman Mahmodan All…
”
#10639HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaire (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Aza mivavaka amin’ny fitafiana iray tsy misy na inona na inona eo an-tsorony ny iray aminareo.”
”
#10647HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Mourtad Al-Ghanawiou (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : "Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy ".
”
#10887HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ireo mpino (R.A) niteny : Nitantara tamin'ny irak'Allah i Ommou Salama momba ny fiangonana hitany tany amin'ny tanin'i Abyssinia, antsoina hoe Maria, ka nolazainy taminy ny zavatra hitany tao momba ny sary vongana. Dia niteny i Mpamin…
”
#10925HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Nodidiana aho hiankohoka amin’ny taolana fito: Eo amin’ny handrina, ary nanondro teo amin’ny orony ny tànany, eo amin'ny tànany roa, sy ny lohaliny roa, sy ny tendron-tongotra roa, ary tsy…