”
#4850HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Jàbir Ibn Abdillah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay nihinana tongolo gasy na tongolo, dia aoka izy hisitaka anay - na hoy izy : Aoka izy hisitaka ny toeram-pivavahanay - ary mijanona any an-tranony”, ary ny Mpaminany (S.A.W) no…
”
#4968HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A) niteny : Izaho dia nahare an'ilay Irak'allah (S.A.W) niteny manao hoe : “Hitanareo ve fa raha nisy renirano teo am-baravaran’ny anankiray aminareo izay nandroany in-dimy isan’andro, moa ve sahy hilaza ianareo fa mbola tavela loto…
”
#5212HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny : Tsy nivavaka mihitsy ny Mpaminany (S.A.W) taorian'ny fidinan'ny Sorat : {Rehefa tonga ny fandresen'I Allah sy ny fanokafana} [Al-Nasr: 1] afa-tsy hoe nampanarahiny teny hoe : "Voninahitra ho Anao ry Tomponay, a…
”
#5272HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Amro bin Shoaib, azony tamin'ny rainy sy raibeny niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Didio hivavaka ny zanakareo rehefa feno fito taona, ary kapohy izy raha vao folo taona, ary saraho eo am-pandriany izy ireo”.
”
#5377HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdor-Rahman bin abi Laila niteny hoe : Nifanena tamiko i Ka'b bin ojrah dia niteny manao hoe : Tsy homeko fanomezana va ianao? Nivoaka teo aminay ny Mpaminany (S.A.W) dia hoy izahay : Ry irak'Allah ô, efa nianatra ny fomba fiarahabana anao izaha…
”
#5378HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Oubada Ibn Soamit (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy soalat ho an'izay tsy mamaky ilay fanokafana ny Boky - Sourat Al-Fatiha".
”
#5393HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : «Izay nandro tamin’ny andro zoma tahaky ny fandroana amin’ny Djanaba avy eo nandeha any amin’ny moske, dia ahazo valisoa tahaky ny nanao sorona rameva, ary izay nandeha tamin’ny ora fahar…
”
#5394HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Omar (R.A) nieny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika".
”
#5433HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Izay nanao "Ouzo" ka nanao izany tsara, dia tonga namonjy vavaka Zoma ary nihaino sy nangina, dia ho voavela ny helony manoloana azy sy zoma ary telo andro fanampiny , ary izay mikasika…
”
#5435HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Jondob bin Abdillah Al-Qusri (R.A) , dia hoy Izy Nilaza fa : Ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) Nilaza ka nanao hoe : " Na iza na iza ny manao ny Vavaka maraina (Soalat Sobhy) dia eo ambanin'ny fiarovan'i Tompo Allah, ka i Tompo Allah dia tsy hangat…
”
#5436HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay mankany amin'ny moske amin'ny maraina na amin'ny fialan-tsasatra, dia hanomanan'I Allah trano ao amin'ny Paradisa ho azy, isaky ny mandeha maraina na miala sasatra izy."
”
#5520HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin Salam niteny hoe : Rehefa tonga tao Madina ny Mpaminany (S.A.W), dia nitangorona teo anatrehany ny olona rehetra, Ary nisy nilaza : Tonga ny Irak'Allah, tonga ny Irak'Allah, tonga ny Irak'Allah, naverimberin'izy ireo in-telo, ka tong…