HadeethEnc · 1.21.0
Tsy misy soalat ho an'izay tsy mamaky ilay fanokafana ny Boky - Sourat Al-Fatiha
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Oubada Ibn Soamit (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy soalat ho an'izay tsy mamaky ilay fanokafana ny Boky - Sourat Al-Fatiha".
02
Explanation
Nambaran'ny Mpaminany (S.A.W) fa tsy manan-kery ny swalat raha tsy amin'ny alàlan'ny famakiana ny Sorat Al-Fatihah, satria anisan'ny andrin'ny soalat isaky ny rakaat izy.
03
Benefits
Tsy mahasolo ny famakiana Soratol-fatiha ny sorat hafa ankoatrany raha mahavita mamaky azy.
Fahasimban'ny Rakat izay tsy namakiana soratol-fatiha, na fanahiniana izany na tsy fahaizana na fahadinoana, satria izy dia andry, ireo andry rehetra dia tsy azo avela mihitsy.
Azon'ny olona tarihina atao ny tsy mamaky soratol-fatiha raha toa ka nahatratra ny mpitarika eo am-piondrehana izy.

Attribution
[Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares