Voatonona teo anatrehan’ny Mpaminany (S.A.W) ilay lehilahy natory nandritra ny alina mandra-maraina, dia niteny izy hoe : “Io dia lehilahy iray izay namanian’ny satana teo amin'ny sofiny roa, na koa niteny hoe : teo an-tsofiny”
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi bin Maso’di (R.A) niteny manao hoe : Voatonona teo anatrehan’ny Mpaminany (S.A.W) ilay lehilahy natory nandritra ny alina mandra-maraina, dia niteny izy hoe : “Io dia lehilahy iray izay namanian’ny satana teo amin'ny sofiny roa, na koa n…

