Ny elanelana misy eo amin'ny olona iray sy ny fanompoan-tsampy ary ny tsy finoana dia ny tsy fanaovana soalat
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : "Ny elanelana misy eo amin'ny olona iray sy ny fanompoan-tsampy ary ny tsy finoana dia ny tsy fanaovana soalat."
Explanation
Benefits
Fampitandremana mafy momba ny tsy fanatanterahana soalat sy ny fanaovana tsirambina azy.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

