“Ny fifanekena maha samihafa amintsika sy amin’izy ireo dia ny soalat, ka izay tsy manatanteraka izany dia efa mpikomy”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ny fifanekena maha samihafa amintsika sy amin’izy ireo dia ny soalat, ka izay tsy manatanteraka izany dia efa mpikomy”.
Explanation
Benefits
Ny lalànan'ny islamo dia azo ampiharina amin'ny olona iray vokatry ny toetoetrany ety ivelany fa tsy ny any anatiny.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

