Ny fomba fandrona amin'ny loto lehibe
Tatitra azo avy tamin'i Maimona Renin'ny mpino (R.A) niteny : Nametrahako rano teo amin'ny Mpaminany (S.A.W) ka nandro izy, dia nitakomako tamin'ny lamba, avy eo nandrotsaka rano tamin'ny tànany roa dia nosasany, ary nitopasany rano tamin'ny tànany havanana sy havia ka…

