HadeethEnc · 1.21.0
Tonga tany amin'ny Mpaminany (S.A.W) aho, te-hiditra ho mpino silamo, dia nasainy nandro ny tenako tamin'ny rano sy ravinkazo
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Qays Ibn À’sim (R.A) niteny hoe : Tonga tany amin'ny Mpaminany (S.A.W) aho, te-hiditra ho mpino silamo, dia nasainy nandro ny tenako tamin'ny rano sy ravinkazo.
02
Explanation
Tonga teo amin’ny Mpaminany (S.A.W) i Qays bin À’sim ary naniry ny hiditra ny finoana silamo izy, nandidy azy handro amin’ny rano sy ravinkazo mokonazy ny Mpaminany (S.A.W). Satria ny ravin'ny mokonazy dia atao fanadiovana; noho izy tsara fofona.
03
Benefits
Ny maha ara-dalàna ny fandroan'ny tsy mpino rehefa hiditra ny finoana Islam.
Ny Islam dia manome voninahitra sy mikarakara ny vatana sy ny fanahy.
Ny fampifangaroana ny rano amin'ny zavatra madio dia tsy manala ny fahadiovany.
Ny fanadiovana maoderina, toy ny savony sy ny mitovy aminy, dia maka ny toeran'ny ravin'ny mokonazy.

Attribution
[Notantarain'i Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Al-Nasàì]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares