“Manan-jo handro indray mandeha isaky ny fito andro ny mpino silamo tsirairay, izay hanasany ny lohany sy ny vatany mandritra izany”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'Abo Horaira (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Manan-jo handro indray mandeha isaky ny fito andro ny mpino silamo tsirairay, izay hanasany ny lohany sy ny vatany mandritra izany”.
Explanation
Benefits
Ny fandrona hanao soalat amin'ny andro zoma dia tsara azo antoka.
Lazaina manokana ny loha, na dia ny filazana ny vatana mahafeno izany; noho ny fanomezana lanja azy.
Voadidy ho an'izay misy fofona ka mety hanahirana olona ny mandro.
Ny andro voamarina ho an'ny fanadiovana dia ny zoma; Noho ny fahalebiazany
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

