Hitanao, raha toa ka manatanteraka an'ireo fanompoam-pivavahana Soalat izay voadidy Amiko Aho, ary manatanteraka ihany koa ny fifadian-kanina amin'ny volana Ramadany, ary nanaja tsara ny ara-dalàna izany hoe : (ireo zavatra HALAL) sy nisitaka avokoa an'ireo zava-boarara izany hoe : (ireo zavatra HARAM), ka tsy manampy amin'izany intsony, Moa ve ahazo an-jara hiditra ao amin'ny Paradisa ny Tenako?, Namaly azy i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Eny", Nilaza izy no sady nanao fianiana amin'ny Tompo Allah fa hoe : Tena marina aho fa tsy hanampy mihoatra izany intsony
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Jàbir (R.A) nanao hoe : Nisy lehilahy iray nanontany an' ilay irak'Allah (S.A.W), ka niteny Izy manao hoe : " Hitanao, raha toa ka manatanteraka an'ireo fanompoam-pivavahana Soalat izay voadidy Amiko Aho, ary manatanteraka ihany koa ny fifadian-kanina amin'ny volana Ramadany, ary nanaja tsara ny ara-dalàna izany hoe : (ireo zavatra HALAL) sy nisitaka avokoa an'ireo zava-boarara izany hoe : (ireo zavatra HARAM), ka tsy manampy amin'izany intsony, Moa ve ahazo an-jara hiditra ao amin'ny Paradisa ny Tenako?, Namaly azy i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Eny", Nilaza izy no sady nanao fianiana amin'ny Tompo Allah fa hoe : Tena marina aho fa tsy hanampy mihoatra izany intsony.
Explanation
Benefits
Ny mahazava-dehibe ny fanaovana ireo zavatra rehetra izay voalaza fa azo atao (Halal) ary finoana azy sy fanekena amin'ny fomba madio fa tena azo atao tokoa izany, sy ny fandrarana ireo zavatra rehetra izay efa voarara fa (Haram) sy ny finoanao amin'ny endrika feno fanekena ny mahavoarara azy izany.
Ny fanaovana sy fanatanterana ireo didy tsy maintsy atao sy ny famelana ireo zavatra rehetra voarara dia anisany antony iray hidirana ao amin'ny Paradisa.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

