Allah dia tsy mijery izay misintona ny fitafiany noho ny fanambonian-tena
Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe: "Allah dia tsy mijery izay misintona ny fitafiany noho ny fanambonian-tena."
Search and read verified Prophetic hadeeth translations, explanations, benefits, categories and source attribution. Page 25.
Smart instant results tolerate minor spelling mistakes, with every filter in one place.
Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe: "Allah dia tsy mijery izay misintona ny fitafiany noho ny fanambonian-tena."
Tatitra azo avy tamin'i Abou Darda (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) : “Tsy misy zavatra mavesatra indrindra eo amin'ny mizanan’ny mpino amin’ny andro farany mihoatry ny toetra tsara, ary halan’i Allah ny vetaveta sy tsy fahamendrehana”.
Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay maniry ny hanitatra ny fivelomany, ary ny hanitatra ihany koa ny anjaram-pivelomana, dia aoka izy hihazona ny fifandraisany amin'ireo havany. "
Tatitra azo avy tamin'i Abi Sirmat (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay manao Ratsy, dia i Allah no hamaly sy hanisy ratsy Azy, ary izay mametra-tena ho mafy dia ho mafy Aminy i Tompo Allah."
Tatitra azo avy tamin'i Abdor-Rahman bin abi Laila niteny hoe : Nifanena tamiko i Ka'b bin ojrah dia niteny manao hoe : Tsy homeko fanomezana va ianao? Nivoaka teo aminay ny Mpaminany (S.A.W) dia hoy izahay : Ry irak'Allah ô, efa nianatra ny fomba fiarahabana anao izaha…
Tatitra azo avy tamin'i Oubada Ibn Soamit (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy soalat ho an'izay tsy mamaky ilay fanokafana ny Boky - Sourat Al-Fatiha".
Tatitra azo avy tamin'i Aisha (R.A), Renin'ny mpino, Niteny i Mpaminany (S.A.W) nandritra ny aretiny izay tsy nahafahany nitsangana : “Hozonin’I Allah anie ny Jiosy sy ny Kristianina noho ny fakan'izy ireo ny fasan’ny mpaminaniny ho toeram-pivavahana". Hoy i Aisha : Rah…
Tatitra azo tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy anisany miaraka amintsika izay mamely takolaka sy mandrovitra paosy ary miantsontso toy ny tamin'ny andron'ny tsy fahalalana”.
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny toerana izay tena ho hanakakaizan'ny Mpanompo iray amin'ny Tompony dia rehefa amin'ny fotoana Izy miankohoka amin'ny fanaovana ny Soalat, ka habetsao indrindra ny Fangatahana ".
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : «Izay nandro tamin’ny andro zoma tahaky ny fandroana amin’ny Djanaba avy eo nandeha any amin’ny moske, dia ahazo valisoa tahaky ny nanao sorona rameva, ary izay nandeha tamin’ny ora fahar…
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Omar (R.A) nieny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika".
Tatitra azo avy tamin'i Al-Hossein Ibn Ali Ibn Abi Twalib (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ny mahihitra dia izay nandre ny anarako voalaza teo anatrehany nefa tsy mivavaka ho ahy izy”.
Follow any language without creating an account.