”
#65735HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (saw) manao hoe : “Raha fantatry ny olona izay ao amin’ny antso sy ny laharana voalohany, ary avy eo dia tsy manan-tsafidy afa-tsy ny manao antsapaka izy ireo, dia hanao antsapaka izy ireo, ary raha fantan…
”
#65869HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin Massod (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny mpino silamo dia tsy mpanindrona be, mpanozona be, mpanao vetaveta be, na mpiteny ratsy."
”
#65906HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Said Al-Khodri (RA), niteny i Mpaminany (SAW) manao hoe : “Izay miteny hoe : Izaho manaiky an’Allah ho Tompoko, ny finoana Silamo ho fivavahako, ary i Mohamad ho iraka, dia azo antoka ho azy ny Paradisa”.
”
#66204HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay midina avy any an-tendrombohitra ka mamono tena dia ho ao amin’ny afobe, hitoetra ao mandrakizay, ary izay misotro poizina ka mamono tena, dia ho eny an-tànany ny poizina, ho tsapan…
”
#66210HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'ny i Obadah ibn al-Samit (R.A), izay nanatri-maso ny ady masina Badr ary iray tamin'ireo mpitarika tamin'ny alin'i Aqaba : Niteny irak'Allah (S.A.W), ary nanodidina azy ny andiany tamin'ireo namany : “Mifaneke amiko ianareo fa tsy hanompo afa-tsy A…
”
#66219HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Niatomboka ny finoana Silamo toy ny vahiny, ary hiverina amin'ny fomba niandohany toy ny vahiny ihany koa, ka sambatra ireo vahiny."
”
#66224HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i SAHLI IBN SAAD (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Mitandrema amin’ny fahotana madinika, fa ny ohatry ny fahotana madinika dia ny an’ny olona izay nidina tany amin’ny lohasaha lalina, ka nisy olona tonga nanototra teo amin’ny toerana ir…
”
#66233HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Nirahina aho mba hameno ny fitondran-tena tsara.”
”
#66234HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Olona fito no ahazo halokaloky ny tompo Allah amin'ny andro izay tsy misy haloka afa-tsy ny halony irery ihany : Mpitarika amin'ny làlana mahitsy, tanora voataiza tao anatin'ny fanompoan…
”
#66271HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay milaza amin’ny rahalahiny hoe : o ry tsy mpino, dia tanteraka amin'iray tamin’izy roa, raha tsy izany dia haverina aminy ny teniny.
”
#66284HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Hoy Allah ilay Tsitoha : Manozona Ahy ny zanak’i Adama, amin'ny fanompana ny loza, nefa izaho no tompon'ny loza, ary eo am-pelatanako ny raharaha rehetra ka manova ny alina sy ny andro A…
”
#66511HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i lehiben'ny Mpino Silamo Abo Hafsi Omar Ibn Al-Khattoabo (R.A) niteny : Izaho nandre an'i Mpaminany (S.W.A) niteny manao hoe : "Mifototra amin'ny finiavana ny asa rehetra, ary izay nokasainy ihany no valisoa ho azon'ny olona iray. Koa na iza na iz…