”
#66515HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah An-Nomani Ibn Bachir (R.A) niteny ka nanao hoe : Izaho dia nandre an'ny Mpaminany (S.W.A) niteny manao hoe : " Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara , ary misy ireo Zavatra mitovitovy mety mampisalasala iz…
”
#66518HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : Tena marina fa i Tompo Allah dia Tompo tsara ary Izy tsy mandray afa-tsy ireo zavatra tsara ihany. Ary i Tompo Allah dia nandidy an'ireo vahoaka Mpino Silamo amin'izay zavatra nan…
”
#66520HadeethEnc[Mari-pototra]
Niteny Abo Hamizah, Anas ibn Maaliky (R.A), fa i mpanampiny Irakan'i Tompo Allah (S.W.A), niteny fa i Mpaminany (S.W.A) ny teny ka nanao hoe : "Tsy ho mpino ny iray aminareo raha tsy efa mitia ho an'ny rahalahiny izay zavatra tiany ho an'ny tenany."
”
#66521HadeethEnc[Mari-pototra]
Niteny Abo Ya'laa, Shaddaadi ibn Aosy (R.A), fa ilay Irakan'i Tompo Allah (S.W.A) dia nilaza nanao hoe : Tena marina fa i Tompo Allah dia naniraka amin'ny fanaovana tsara ny zavatra rehetra; ka raha mamono (biby tsy fihinana sns) Ianareo, dia ataovinareo tsara famono, a…
”
#66523HadeethEnc[Mari-pototra]
Niteny Abo Mas'ondi, 'Okbato ibno 'Amri Al-Ansowaarii Al-badrii (R.A), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.W.A) dia nilaza hoe : “Iray amin’ireo teny azon’ny olona avy tamin’ny tenin’ny faminaniana voalohany dia izao : ‘Raha tsy menatra intsony ianao, dia ataovy izay tianao.’…
”
#66524HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo 'Amri, voalaza koa hoe Abo 'Amrah, Sofyaani Ibn 'Abdillah (R.A) niteny hoe : Hoy aho : Ry irak'Allah ô, lazao zavatra momba ny finoana silamo aho, izay tsy hanontaniako olon-kafa intsony ankoatra anao. Dia hoy izy : “Lazao hoe : Mino an’Allah…
”
#66526HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Maalik, Al-haarithe ibn Al-ash'anrii (R.A), niteny ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) manao hoe : " Ny fidiovana dia tafiditra ho anisany an-tsasakin'ny finoana; ary ny fitenenana hoe : " Alhamdolillahy " (Dera sy vonahitra ary fisaorana feno fa…
”
#66535HadeethEnc[قال النووي: حديث صحيح]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mohammadi, 'Abdollah Ibn 'Amro Ibn Al-'aansui (R.A), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) dia nilaza ka niteny hoe : Tsy ho feno ny finoan'ny Olona iray Aminareo, raha tsy manaraka an'izay nentiko ny sitrapony manontolo.
”
#66537HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi bin Amro(R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : Misy toetra efatra, izay Olona misy azy ireo dia lazaina fa mpihatsaravelatsihy, ary raha ampahany amin'izany no misy Aminy dia misy toetran'ny mpihatsaravelatsihy ihany Izy mandra…
”
#66538HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Omari Ibn Al-Khatab (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : Raha tena manankina marina ny fiainanareo amin'i Tompo Allah Ianareo, dia hanome anjara masoandro ho Anareo Izy, tahaka ny fanomezany anjara masoandro ny vorona; noana Izy mivoak…
”
#66540HadeethEnc[Mari-pototra]
Niteny An-nawwaas Ibn Sim'aan (R.A), fa ny Mpaminany (S.A.W) dia nilaza nanao hoe : "Ny hatsarana dia ny fananana toetra mendrika, ary ny fahotana dia izay mampijaly eritreritranao ary tsy tianao hitan'ny Olona . Tatitra azo tamin'i Wabisah Ibn Ma'badi (R.A) niteny hoe…
”
#66541HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abdullah Ibn Bosra (R.A) niteny : Nisy lehilahy tonga tany amin'ny Mpaminany ka niteny hoe : Ry Irakan'i Tompo Allah ô ! Lasa maro loatra Amintsika ny lalàn'ny finoana silamo, ka misy zavatra azo atao ve hifikirana Aminy ? Hoy Izy : Aza atsahatra…