“Hoy Allah ilay Tsitoha : Manozona Ahy ny zanak’i Adama, amin'ny fanompana ny loza, nefa izaho no tompon'ny loza, ary eo am-pelatanako ny raharaha rehetra ka manova ny alina sy ny andro Aho
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Hoy Allah ilay Tsitoha : Manozona Ahy ny zanak’i Adama, amin'ny fanompana ny loza, nefa izaho no tompon'ny loza, ary eo am-pelatanako ny raharaha rehetra ka manova ny alina sy ny andro Aho.
Explanation
Benefits
Ny fahalalam-pomba eo anatrehan’I Allah Tsitoha amin’ny teny sy ny finoana.
Voadidy ny finoana ny anjara sy ny lahatra, ary ny faharetana manoloana ny loza.
Fanimbana hafa ankoatry ny loza; Manelingelina ny olona iray ny mandre na mahita zavatra ratsy; Saingy tsy mampaninona azy izany, ary manelingelina azy ihany koa ny fofona ratsy toy ny tongolobe sy tongolo lay, saingy tsy manimba azy izany.
Allah Tsitoha dia voalingelina amin'ny sasany amin'ireo asa ratsy ataon'ny mpanompony, fa Izy, Ilay Avo Indrindra, dia tsy voan'ny ratsy amin'izany, araka ny voalazan'I Allah Tsitoha ao amin'ny hadith masina hoe : "Ry mpanompoko, tsy hahatratra Ahy na oviana na oviana ny ratsy ataonareo amiko, ary tsy hahazo tombony na oviana na oviana Aho amin'izay ataonareo".
Mizara telo ny fanevatevana sy fanoritsoritana ny fotoana : 1- Manozona ny fotoana toy ny hoe izy ilay nanao izany; Ary tonga ny fotoana hamadihana ny zavatra ho tsara sy ratsy! Izany dia fanompoan-tsampy lehibe tokoa; Satria nino izy fa misy Mpamorona miaraka amin’I Allah, ary noho izy nilaza ny famoronana zava-nitranga tamin’ny olona hafa ankoatra an’I Allah 2-Manozona ny fotoana fa tsy noho ny finoany fa Izy no nanao izany; Mino kosa izy fa Allah no nanao izany, nefa nanozona Azy satria Izy no loha-hevitra amin’ity raharaha maharikoriko Azy ity. Voarara izany 3-Mihevitra vaovao madio tsy misy tsiny; Azo atao izany, ary avy amin'izany ny tenin'i Lota (A.S) hoe : {Ary hoy izy : Andro sarotra izao}.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

