“Mitandrema amin’ny fahotana madinika,
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i SAHLI IBN SAAD (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Mitandrema amin’ny fahotana madinika, fa ny ohatry ny fahotana madinika dia ny an’ny olona izay nidina tany amin’ny lohasaha lalina, ka nisy olona tonga nanototra teo amin’ny toerana iray, ary nisy olona tonga nanototra teo amin’ny toerana iray, mandra-pahafenon'izany. "Ka ny fahotana madinika dia ho sazina ny mpanao azy ka ho rendrika".
Explanation
Benefits
Fampitandremana amin'ny fahotana madinika sy ny fanaovana tsinontsinona, ary mamporisika ny olona hiala amin'izany.
Misy dikany roa ny ota madinika : ny voalohany : izay ataon'ny mpanompo amin'ny ota, eo ambanin'ny fiheverana fa anisan'ny fahotana madinidinika izany, nefa anisan'ny fahotana lehibe eo anatrehan'I Allah Tsitoha, ary ny faharoa : izay ataon'ny mpanompo amin'ny fahotana madinika, tsy miraharaha azy ireo, ary tsy mibebaka amin’izany, ka miangona eo aminy ireo fahotana madinika ireo mandra-pandringanany azy ho latsaka amin’ny fahotana lehibe mahafaty izy.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

