“Nisy lehilahy naratra teo alohanao, ka natahotra izy, dia naka antsy ka notapahiny ny tànany, ary tsy nitsahatra ny rà mandra-pahafatiny. Niteny I Allah manao hoe : Nihazakazaka nanatona Ahy tamin’ny tenany ny mpanompoko, ka norarako ho azy ny Paradisa”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Al-Hasan niteny : Niteny taminay i Jondob bin Abdollah (R.A) tamin'ity moske ity, Tsy adinonay hatramin’ny nilazanay izany, ary tsy natahotra izahay sao i Jondob nandainga tamin’ny irak’Allah (S.A.W) izay nilaza manao hoe : “Nisy lehilahy naratra teo alohanao, ka natahotra izy, dia naka antsy ka notapahiny ny tànany, ary tsy nitsahatra ny rà mandra-pahafatiny. Niteny I Allah manao hoe : Nihazakazaka nanatona Ahy tamin’ny tenany ny mpanompoko, ka norarako ho azy ny Paradisa”.
Explanation
Benefits
Ny firesahana momba ny vahoaka taloha, dia manambara ny tsara sy ny torohevitra.
Hoy I Ibn Hajar : Tafiditra ao anatin'izany ny fijoroana ho an'ny zon'I Allah sy ny famindram-pony amin'ny zavaboariny, satria nandrara azy ireo tsy hamono ny tenany Izy, ary an'Allah ny fanahy.
Fandrarana ny fampiasana ny antony mahatonga ny famonoana tena, ary ny fandrahonana mafy amin'izany.
Hoy I Ibn Hajar : Midika izany fa notapahiny ho an'ny fahafatesana izany fa tsy natao hitsaboana, izay mety hahasoa indrindra.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

