”
#4538HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny manao hoe : Nanoro hevitra ahy hanao zavatra telo ilay sakaizako (S.A.W) : ny fifehezany telo andro isam-bolana, ny fanaovana ny swalat Douha roa rakat, ary ny fanaovana ny swalat Witr alohan'ny hatoriako.
”
#4540HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tadiavo ny Laylat al-Qadr amin'ny alina isa tsy mivaky (impaire) amin'ny folo andro farany amin'ny Ramadany."
”
#4545HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Ibn Omar (R.A) niteny : Nisy iray tamin'ireo mpanaradia ny Mpaminany (S.A.W) nahita ny Laylat al-Qadr tamin'ny nofy nandritra ny fito alina farany, ary hoy ny irak'Allah hoe : «Hitako ny nofinareo, Nitambatra tao anatin'ny fito andro farany izy, k…
”
#4549HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny izy : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Rehefa hitanareo izy, dia mifeheza ianareo, ary raha hitanareo izy, dia tapaho ny fifehezana, fa raha manjavozavo aminareo ny andro, dia fenoy ny isa".
”
#4944HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny : Rehefa tonga ny folo andro farany, dia namelona ny alina ny irak'Allah, namoha ny fianakaviany, ary nanamafy sy namehy ny sikiny.
”
#5863HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abdollah bin Masond (R.A) niteny izy: Niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) izahay ka niteny izy manao hoe: "Izay manan-katao aminareo dia aoka izy hanambady, fa izany dia mampidina ny maso, sy miaro ny taovam-pananahana, ary izay tsy afaka kosa dia…
”
#6017HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Amro Ibn Al-Aasi (R.A), Niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe : “Mifady hanina foana ianao ary mifoha mivavaka mandritra ny alina?” Hoy aho hoe : "Eny". Dia niteny izy : “Raha manao izany ianao, dia hamely anao ny maso ratsy ary ho m…
”
#6179HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Àbbàs (R.A) niteny manao hoe : Ny irak'Allah (S.A.W) no olona malala-tànana indrindra, ary tena hita ny fahalalan-tànany indrindra amin'ny Ramadany rehefa nihaona taminy i Jibril, ary nihaona taminy isaky ny alin'ny Ramadany ka nampianatra az…
”
#10107HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny i Mpaminany (S.A.W) : "Rehefa tonga ny Ramadany, dia misokatra ny vavahadin'ny Paradisa, mihidy ny vavahadin'ny helo, ary mifatotra ny devoly."
”
#65000HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Bin Omar (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy : ny fijoroana ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah, ary i Mohammad dia mpanompony sy irany, manangana ny swalat, ma…
”
#65044HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) Niteny manao hoe : Raha mbola niara-nipetraka tamin'ny Mpaminany (S.W.A) Izahay, tao amin'ny Mosque, dia nisy Lehilahy iray niditra nitaingina rameva ary nifatorany ilay rameva izay noentiny. Avy eo nanontany ireo Soahaba Izy…
”
#66512HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Abdi rahmani, Abdollah ibn Omary ibn Al-khattoabo (R.A) niteny hoe : Naheno an'ilay Irakan'i Tompo Allah (S.W.A) aho nilaza nanao hoe : "Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy : ny fijoroana ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-…