Ny irak'Allah (S.A.W) no olona malala-tànana indrindra, ary tena hita ny fahalalan-tànany indrindra amin'ny Ramadany rehefa nihaona taminy i Jibril
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Àbbàs (R.A) niteny manao hoe : Ny irak'Allah (S.A.W) no olona malala-tànana indrindra, ary tena hita ny fahalalan-tànany indrindra amin'ny Ramadany rehefa nihaona taminy i Jibril, ary nihaona taminy isaky ny alin'ny Ramadany ka nampianatra az…

