“Izay niravaka ody dia nanao ny fanompoan-tsampy”
Tatitra azo avy tamin'i O'qbata bin À'mir Al-Johanì (R.A) : Nisy fianakaviana tonga teo amin’ny Irak’Allah, ka nanao velirano tamin'ny sivy izy, ary natsahatrany ny iray. Hoy izy ireo : “Ry irak’Allah ô, nanao velirano tamin'ny sivy ianao ary natsahatrao ity? Hoy izy :…

