Lehibe tokoa izany zavatra anontanianao Ahy izany, saingy mora izany ho an'izay Olona nanamoran'i Tompo Allah azy
Tatitra azo avy tamin'i Mo'an-azi Ibn Jabaly (R.A), Niteny Izy ka nanao hoe : Ô Ry Irakan'i Tompo Allah ! Ambarao ireo asa mampiditra Ahy amin'ny Paradisa Aho, ary manalavitra Ahy amin'ny Afobe. Dia hoy Izy namaly Ahy hoe : Lehibe tokoa izany zavatra anontanianao Ahy iz…

