Ny anjely dia tsy miditra amin'ny trano misy alika na sary
Tatitra azo avy amin'i Abou Toalha (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny anjely dia tsy miditra amin'ny trano misy alika na sary."
Books saved in this browser.
Loading favorites…
Tap the heart on any book card to save it here.
Search and read verified Prophetic hadeeth translations, explanations, benefits, categories and source attribution. Page 10.
Smart instant results tolerate minor spelling mistakes, with every filter in one place.
Tatitra azo avy amin'i Abou Toalha (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny anjely dia tsy miditra amin'ny trano misy alika na sary."
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona izay misy alika na lakolosy."
Tatitra azo avy tamin'i Abdo rahman bin Samra (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Aza mianiana amin'ny Sampy na amin'ny razanareo."
Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) : Nitaingina biby i Mpaminany (S.W.A) niaraka tamin'i Mouaz Ibn Jabal tao aoriany, ka hoy izy : "O! Ry Moa'zh ibn Jabal" Namaly izy hoe : "Eny mihaino anao aho ry irak'i Allah!". Naveriny in-telo izany, avy eo dia niteny i Mpa…
Tatitra azo avy amin'i Abdillahi bin A'mro (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny mpino silamo dia izay mampilamina ny mpino silamo namany amin'ny lelany sy ny tanany, ary ny mpifindra monina dia izay nisitaka ireo zavatra noraran'Allah."
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Midina eo amin'ny lanitra voalohany isaky ny alina ny tompontsika rehefa tonga ny ampatelon'ny alina farany, avy eo izy dia miteny manao hoe : "Iza no miantso Ahy ka hovaliako? Iza no…
Tatitra azo avy amin'i Jabir bin Abdollah (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : «Izay naheno AZAN ka niteny an’ity Doan ity hoe : Allahomma Rabba Hazihi Daawatit Tammat Wa swalatil Qaaiima Aati Mohammadan Al-Wassilat Wal Fadhilat Wab’athho Maqaaman Mahmodan All…
Tatitra azo avy amin'i Abou Mourtad Al-Ghanawiou (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : "Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy ".
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ireo mpino (R.A) niteny : Nitantara tamin'ny irak'Allah i Ommou Salama momba ny fiangonana hitany tany amin'ny tanin'i Abyssinia, antsoina hoe Maria, ka nolazainy taminy ny zavatra hitany tao momba ny sary vongana. Dia niteny i Mpamin…
Tatitra azo avy amin'i Abou Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) nanao hoe : “Aza manompa ny mpanara_diako, fa raha manao fandanina volamena mitovy amin’ny Ohod ny iray aminareo, dia tsy ho tonga amin’ny ezaka iray nataon'izy ireo, na dia ny antsasany aza.…
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny : Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka".
Follow any language without creating an account.

