HadeethEnc · 1.21.0
Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny : Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka".
02
Explanation
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa i Abo Bakr al-Siddiq sy Omar al-Faroq (R.A) no olona tsara indrindra aorian'ny mpaminany ary olona tsara indrindra amin'ireo olona miditra ao amin'ny paradisa aorian'ireo Mpaminany sy Iraka.
03
Benefits
I Abo Bakr sy Omar no olona tsara indrindra taorian'ny mpaminany sy ny iraka.
Tsy misy zoky olona ao amin’ny Paradisa, fa telo amby telopolo taona ihany no hiditra ao. Ny tiana ho lazaina dia izy roa no lehiben'ireo izay maty antitra teto an-tany, na koa ny fiheverana ny maha-izy azy teto an-tany amin'ity hadith ity.

Attribution
[Notantarain'i Al-Tirmizì]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares